|
|
|
|

Entry1  mitsidika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bara] mamangy
4  [1.1] Mamangy miserana fotsiny: Nandalo teo andrefan-tranonareo aho ka dia nitsidika
Miseho kely na mijery eo am-baravarankely: Nitsidika teo am-baravarana izy nijery ny lalana nalehan' ny zandriny
Manomboka (enti-milaza ny andro na ny fizaran-taona): Efa mangatsiaka sahady izy izany, nefa vao mitsidika ny ririnina.
5  [1.78] [Sihanaka] mamangy
Root  6  tsidika
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mitsidika

Updated on 2024/12/26