Entry (1/2) | 1 tsidika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela. [1.1] |
Explanations in French |
4 courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 tsidika |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii) [1.1] |
Vocabulary |
14 Zoology: mammals |
Tables and plates |
15 The Lemurs |
Anagrams | 16 aditsik, atsidik, ditsaky, ditsika, katsidy, tsidika |
Updated on 2023/08/08 |