|
|
|
|

Entry1  fitsidihana
Root  2  tsidika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Famangiana miserana fotsiny: Fitsidihanaihany no ataonay fa mbola be ny adidy tsy maintsy haleha
5  Fisehoana kely na fijerena eo am-baravarankely: Fitsidihako teo am-baravarankely no nahitako azy terỳ amoron-dalana toa miandry olona
6  Fanombohan' ny andro na ny fizaran-taona iray: Voalohandohan' ny septambra indrindra tamin' izay, fitsidihan' ny lohataona [1.1]

Updated on 2023/01/20