|
|
|
|

Entry1  mamangy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandeha mitsidika olona any aminy ho fanehoana firaisam-pihavanana, na ho famalifaliana azy raha marary izy: Andeha hamangy an' i Dadabe any atsimo izahay
Mitsapa alahelo, manalady: Tonga mamangy anareo izahay, tompoko, amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao
Explanations in English  4  [1.7] to visit; to send greetings by messenger or letter
Explanations in French  5  [1.8] rendre visite à quelqu'un; envoyer des compliments
Root  6  vangy
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  mitsidika, mitsirika, miantrano
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word mamangy

Anagrams  18  mamangy, maminga

Updated on 2025/01/21