|
|
|
|

Entry (1/2)1  vangy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandehanana mitsidika olona any aminy; fitsapana alehelo noho ny fahafatesan-kavana
Explanations in French  4  [1.3] visite
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :

Entry (2/2)10  vangy
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Nify maranitra sady somary lavalava kokoa noho ny sasany manelanelana ny vazana sy ny nify anoloana, eo an-kilany sy an-daniny avy
13  [1.13] ombalahinify
Explanations in English  14  [1.2] dents canines des chiens
longueur des dents chez un individu
Explanations in French  15  [1.13] mandibule, canine
Examples  16  Fa namorivory kosa ny moron-drano, dia nampitsidika ny lohany ipoiran' ny vangy roa miranirany teo ambony fasika ny mamba. [2.5]
Vocabulary  17  Biology
Derivatives 
18  Names :
Compound words 

Updated on 2025/01/21