Entry | 1 mampamangy |
Root | 2 vangy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampitondra famangiana olona noho ny tsy fahafahan' ny tena mankany [1.1] |
Explanations in French |
5 envoyer des compliments [1.3#442] |
Examples |
6 tonga eto amin'ny taninao ny ira-dRanavalomanjaka, koa milaza aminao ny fahatongavana, dia mampamangy anao. [2.366#] 7 Ny Kristiana rehetra eto Madagaskara dia mampamangy anareo rehetra izay eo aminy Kraistra, fa ao aminy ny mpihavana, fa dia mifanalavitra aza, dia tafatambatra ho iray. [2.649#] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 mampamangy, mampaminga |
Updated on 2023/08/04 |