|
|
|
|

Entry1  mampamangy
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mampitondra famangiana olona noho ny tsy fahafahan' ny tena mankany
Explanations in French  4  [1.3#442] envoyer des compliments
Examples  5  [2.366#] tonga eto amin'ny taninao ny ira-dRanavalomanjaka, koa milaza aminao ny fahatongavana, dia mampamangy anao.
6  [2.649#] Ny Kristiana rehetra eto Madagaskara dia mampamangy anareo rehetra izay eo aminy Kraistra, fa ao aminy ny mpihavana, fa dia mifanalavitra aza, dia tafatambatra ho iray.
Root  7  vangy
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  mampamangy, mampaminga

Updated on 2025/01/21