|
|
|
|

Entry (1/2)1  famangiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fitsidihana; fitsapana alahelo, fanaladiana
4  [1.62#274] fitsidihana havana, namana, toerana: Aza hadinoina ny famangiana ny any an-tanàna
Explanations in English  5  [1.7#17] a visit
Explanations in French  6  [1.3#809] l'action de visiter, la visite, la cause
7  [1.5#322] visite
Examples  8  [2.366] Koa rehefa vita ny famangiana dia mody.
9  [2.356] Vitsy ihany tao anatin' ny taona iray ny famangiana na fanasana toy ireny.
Root  10  vangy
Titles  11  Fomba fanao raha misy maty : Famangiana ~ Levenana (Rasamuel Maurice)

Entry (2/2)12  famangiana
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.1] vola entina mamangy: Ohatrinona ny famangiana hataontsika?
15  [1.62#274] fitsapana alahelo an' ireo tra-pahoriana na tra-boina na mana-manjo ho mari-piaraha-miory: Rahampitso ny mpifanolo-bodirindrina no hanao ny famangiana
Explanations in French  16  [1.3#809] les cadeaux de visite
17  [1.5#322] cadeaux à l'occasion d'une visite
Examples  18  [2.649] Ny manan-kaja teto an-tanàna dia samy nidodododo hamangy azy sady nitondra famangiana : ondry, vorombe.
Root  19  vangy

Updated on 2025/01/31