|
|
|
|

Entry1  vangiana
Root  2  vangy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Tsidihina, aleha any aminy ho fanehoana firaisampihavanana aminy na ho famalifaliana azy raha marary: Rahampitso i Dadatoa no hovangianay eny amin' ny hopitaly
5  Tsapaina alahelo, alana alahelo, haladina: Toa tsy novangianareo akory Rasoa tamin' ny izy maty anaka? [1.1]
Explanations in English  6  to be visited [1.2]
Explanations in French  7  qu'on visite [1.3]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word vangiana

Anagrams  13  avaingan, navainga, vaingana, vangiana

Updated on 2023/01/20