Entry | miantrano (trano) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miditra ao an-trano Mangata-bady: Amin' ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Entrer dans la maison de quelqu'un [1.3] | ||||||||
Examples | Rehefa miantrano ao aminao, na ray aman-dreny fotsy volo, na zaza terak' omaly, dia samy tsy maintsy miditra eo ambany fanapahanao.
[2.285] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | manonitra, miantrano |
Updated on 2023/01/20 |