Entry (1/2) | 1 mandrara |
Root | 2 rara |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manakana, tsy mamela: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera |
Explanations in English |
5 [1.7] to forbid |
Explanations in French |
6 [1.8] défendre, interdire |
Examples |
7 Izaho koa moa ve mandrara anao amin'izany, hoy ity mpitaiza azy. [2.895#] 8 Fa mandrara ahy amin'izay sitrapoko, fa izany no mitady izay tsy hampanjaka ahy. [2.298#] 9 Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [2.324] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mandrarà |
Root | 15 rara |
Part of speech | 16 imperative of active verb mandrara [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Anagrams | 18 andraram, arandram, mandrarà, mandrara, marandrà |
Updated on 2023/01/20 |