Entry (1/2) | 1 misakana |
Root | 2 sakana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy |
Explanations in English |
5 [1.7] to hinder, to impede |
Explanations in French |
6 [1.8] empêcher, faire obstacle |
Examples |
7 - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany? [2.471] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word misakana |
Entry (2/2) | 15 misakàna |
Root | 16 sakana |
Part of speech | 17 imperative of active verb misakana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |