Entry (1/2) | 1 sakana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. |
Explanations in English |
4 [1.7] something placed crosswise, a barrier |
Explanations in French |
5 [1.8] ce qu'on met de travers, barrière |
Examples |
6 Mametraka sakana maro ny finoana; [2.445#] 7 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#] 8 Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa. [1.369#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word sakana |
Entry (2/2) | 22 sakana |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 [1.78] [Tanosy]
tataom-baravarana |
Anagrams | 25 akasan, ankasa, asakan, asanak, nakasa, nasaka, sakana, sanàka |
Updated on 2025/01/21 |