|
|
|
|

Entry1  fisakanana
Root  2  sakana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanasiana fefy: Nasiana fefy fitsakanana ny omby eo akaikin' ny lalamby
5  Fandrarana, fampijanonana: Tokony hanao didy henjana fisakanana ny halatra omby ny fanjakana
6  Fanaovana izay tsy hahatanteraka: Tsy misy tsy mahalala ny fisakanon-dray aman-dreniny ny fanambadian' i Soa [1.1]

Updated on 2023/01/20