Entry | 1 voasakana |
Root | 2 sakana |
Part of speech | 3 past participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 qu'on a arrêté, empêché, à quoi on met un obstacle, une seconde partie [1.3] |
Examples |
6 Tsy voasakana intsony anefa ireo tapaka hevitra fa tokony ho vonoina Radama. [2.508] 7 Fa raha tsy voasakana ity fivavaham-bazaha ity, lasan'ny Englisy mihitsy ny tany. [2.298] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |