Entry (1/2) | 1 manakana |
Root | 2 sakana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mibahana, tsy mamela handeha nahiditra: Manakana olona 5 Manisy sakana, fefy tsy hahafahana mandeha: Manakan-dalana 6 Mandrara: Ny fianakaviana no nanakana ny fanambadiany [1.1] 7 misakana [Sihanaka] [1.78] 8 [manakaña] misakana [Tanala] [1.78] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 manakàna |
Root | 14 sakana |
Part of speech | 15 imperative of active verb manakana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 anakanam, manakana, manakàna, mañanaka, mananaka, namakana |
Updated on 2023/01/20 |