Entry | 1 atao |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? |
Explanations in English |
4 [1.7] to be done |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on fait, qu'on fabrique |
Examples |
6 [2.472] Lazaiko anao kosa anefa fa hataoko tsy maintsy henon'ny lehiben'ny distrika |
Root | 7 tao |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 53 Proverbs containing the word atao |
Anagrams | 54 aato, aota, atao, atoa, Atoa |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |