|
|
|
|

Entry1  aza atao raraka an-tany
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny entina hanamafisana ny anatra sy ny hafatra omena, izay tsy tiana hisy hadino na hanalana, fa hotovina ara-dalàna avokoa
Elementary words  4  aza, atao, raraka, tany

Updated on 2024/12/07