|
|
|
|

Entry1  raraka
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary
Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao.
Explanations in English  4  [1.7] spilled, scattered
Explanations in French  5  [1.3#513] répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre
Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné
6  [1.8] éparpillé
Examples  7  raraka tamiko ny antsasak' ilay rano. [2.4#119]
8  Tsy hisy raraka an-tany izay haloaky ny vavanao. [2.528#102]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  24  Proverbs containing the word raraka

Anagrams  25  ararak, raraka

Updated on 2025/01/21