|
|
|
|

Entry1  vary raraka
Elementary words  2  vary, raraka
Part of speech  3  locution
Explanations in French  4  C' est comme du riz tombé à terre et éparpillé. Se disait d'un déluge de paroles, et en général de tout ce qui tombe en abondance et longtemps. [2.415#3626]
5  riz tombé à terre, éparpillé
6  poésie libre ou prose poétique; paroles coulantes [1.3]
Examples  7  Refodrefotra vary raraka no avy eny an-davarangana. [2.472]
8  Ny efatra misy an' I Lidy no nohitsiny ary ompa vary raraka sy fanozongozonam-baravarana tamim-pahatezerana no re taminy. [2.470]
Compound words 

Updated on 2023/05/23