Entry | 1 miraraka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary |
Explanations in English |
4 [1.7] to spill; to fall off; to be scattered |
Explanations in French |
5 [1.8] se répandre; se désagréger |
Examples |
6 [2.470] Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra. 7 [2.296] na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona |
Root | 8 raraka |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word miraraka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |