|
|
|
|

Entry1  miraraka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary
Explanations in English  4  [1.7] to spill; to fall off; to be scattered
Explanations in French  5  [1.8] se répandre; se désagréger
Examples  6  [2.470] Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra.
7  [2.296] na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona
Root  8  raraka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word miraraka

Updated on 2024/12/11