Entry | 1 fandrarahana |
Root | 2 raraka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampitobahana, fanabosasahana: Fandrarahana rano eran' ny trano Fanasiana, fandrotsahana: Fandrarahana vovo-tsira amin' ny laoka Fanariana: Fadio ny fandrarahana ilo mby an-doha Fandefana fofona manatonetona: Tsy zakako ny fandrarahan' io voninkazo io fofona mandritra ny alina |
Updated on 2024/12/11 |