|
|
|
|

Entry1  araraka
Root  2  raraka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Alatsaka, akorotsaka, aely, ariana: Nararany teo antokonana ny rano tao an-tsinibe / Aza araraka an-tany ny anatra omen' i Dada sy Neny [1.1]
Explanations in English  5  to be spilled, to be scattered [1.7]
Explanations in French  6  qu'on éparpille, qu'on répand, qu'on verse [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word araraka

Anagrams  13  akarara, arakara, araraka

Updated on 2024/08/20