Entry | 1 mandraraka |
Root | 2 raraka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manary: Iza no nandraraka ny solitany teto? 5 Mampitobaka, manabosasaka: Iza no nandraraka ny ro teo ambony latabatra 6 Mandrotsaka: Mandrara-dranomaso 7 Mandefa fofona mana tonetona: Mandraraka aoka izany ireto telomiova ireto [1.1] |
Explanations in English |
8 to spill, to scatter [1.7] |
Explanations in French |
9 répandre [1.8] |
Examples |
10 fa ny rano fotsim-pitia no mandraraka [2.131] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mandraraka |
Updated on 2023/01/20 |