Entry | atao hoe | |
Elementary words | atao ; hoe | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny anaran' ny zavatra na olona tenenina: Dia nonina tao amin' ilay vohitra iray atao hoe Fanambinantsoa izahay [1.1] | |
Explanations in English | To be called (by name) [1.7] | |
Explanations in French | Appelé, dit [1.8] | |
Updated on 2023/04/03 |