|
|
|
|

Entry (1/3)1  hoe
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Toy izao, sahala amin' izao (fanao eo alohan' ny tenin' olona iray izay averina araka ny nitenenany azy): Dia niteny indrindra Andrianampoinimerina nanao hoe "ny ranomasina no valamparihiko" ~ Lazao aminy hoe "Tonga i dadanay" ~ Mba tiako ilay hira manao hoe: Ry tanindrazanay malala ò!
4  Teny kely entina miangavy na mandidy, ary mety hifono hevitra fihantsiana na fahatezerana arakaraka ny feo ilazana azy: Mitsambikina hoe hahitana ny fahaizan' Ingahy! ~ Aiza hoe mba hojereko
5  Marina ve? Namidiny hoe ny tranony tetsy Ambondrona [1.1]
Explanations in English  6  used before quotations [1.7]
Explanations in French  7  ainsi, comme ceci, dans ces termes, de cette manière, ainsi conçu, dit ainsi
8  mot explétif servant à donner la forme polie ou respectueuse à l'impératif, et pouvant indiquer parfois le défi, la colère, selon le contexte ou le ton
9  quoi? est-il vrai? [1.3]
10  se met devant les citations [1.8]
Compound words 

Entry (2/3)15  hoe
Root  16  hoy
Part of speech  17  imperative of passive verb hoy [Full list]
Explanations in French  18  impératif de HOy [1.3]

Entry (3/3)19  hoe    
Part of speech  20  noun or active verb
Explanations in English  21  angady kely mitarehina famaky ka tsy atsatoka fa akapoka
22  (to hoe) miasa tany amin' ny hoe [1.17]

Anagrams  23  ehô, eho, hoe, ohe

Updated on 2023/10/01