|
|
|
|

Entry1  ahoana hoe
Elementary words  2  ahoana, hoe
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] entimanontany raha tena izany tokoa no izy, ka matetika fiangaviana hamerina ny efa voalaza io: Ahoana hoe? (toy izany avokoa no hevitry ny "hoe" aorian' ny teny enti-manontany: Iza hoe no nilaza izany?)

Updated on 2024/12/07