Entry | 1 ravaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra entina mahatsara tarehy olona na zavatra; haingo, renty: Ny fahamaotinana no ravaky ny tovovavy sarobidy indrindra 4 [1.13] zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena |
Explanations in English |
5 [1.7] an ornament, jewelry |
Explanations in French |
6 [1.8] ornement, bijou 7 [1.13] décoration, parure |
Derivatives |
|
Analogs | 13 haingo |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word ravaka |
Article |
16 Randzavola: ravaka ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 17 aravak, ravaka, varaka |
Updated on 2022/07/18 |