|
|
|
|

Entry1  haingo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra apetaka amin' ny akanjo na entina eny amin' ny tena mba hahatonga ny tena ho tsara jerena: Mahafinaritra ny haingon' akanjonao
4  Izay rehetra entina handravahana zavatra, ary na dia hatramin' ny ara-tsaina sy ara-panahy aza: Ho haingon' ny tokantranoko no hividianako io fanaka io / Be haingo loatra ny lahateniny [1.1]
5  zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [1.13]
Explanations in English  6  an ornament [1.2, 1.7]
7  a decoration, an embellishment. See ravaka [1.2]
8  trimmings [1.7]
Explanations in French  9  ornement [1.3, 1.8]
10  parure [1.3, 1.8, 1.13]
11  décoration [1.3, 1.13]
12  embellissement [1.3]
Examples  13  Noro kosa nanatona an-dreniny, dia velona ny resaky ny haingo. [2.5]
14  hahazo izay tiany momba ireo haingo isan-karazany, ary Ingahibe no hampihanta azy amin' izany. [2.470]
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Passive verbs :
17  Relative verbs :
18  Names :
19  Adjectives :
Analogs  20  ravaka
Compound words 
Proverbs  29  Proverbs containing the word haingo

Anagrams  30  angiho, gohina, hagony, haingo, higona, hogani, igohan, nigoha, ongahy

Updated on 2023/08/25