Entry | 1 mihaingo |
Root | 2 haingo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady |
Explanations in English |
5 [1.2] to adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. 6 [1.7] to adorn oneself |
Explanations in French |
7 [1.8] s'orner; être paré |
Examples |
8 Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany. [2.48] |
Morphology |
|
Analogs | 13 manamy, mianjaika, miangolavaitra, mihamitra, mihaminkamina, mihetsiketsika, mipitsopitsoka, mijihina, miramarama, miramadramatra, miraratra, mipopopopo, miravaka, mirebaka, mirenty |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mihaingo |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |