|
|
|
|

Entry1  mianjaika
Root  2  anjaika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao fivoriam-be
Mihaingo, miraratra amin' ny haingo toy ny olona hamonjy zaika na anjaika
Explanations in English  5  [1.2] imp and rel not used. To assemble in grand apparel.
Examples  6  Ny amparasily sy ny lopotra hoenti-mianjaika : avy any ivelany. [2.503#]
7  Tena fanalikana atao amin' ny mahantra izany : alainay ny toe-piainany ety ivelany toy ny ankoso-bolamena, toy ny akanjo fitondra mianjaika. [1.369#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word mianjaika

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21