|
|
|
|

Entry1  anjaika
Root  2  zaika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahavoriana lehibe manetriketrika iraratana amin' ny haingo; lanonana.
Explanations in English  5  [1.2] a concourse of people splendidly arrayed, as on occasions of public rejoicing.
Explanations in French  6  [1.8] réunion solennelle, réception
Examples  7  Tovolahy nikoizana tamin' ny bikany sy ny tarehiny izany, ry Sahondra, ka toy ny lanonana tsy hary fomba ny anjaika tsy nahitana azy, ary noho izany dia nifandrombahan' ny fianakaviana teto amin' ny renivohitra ny nifanerasera taminy. [2.529#]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21