Entry |
mihaminkamina
(haminkamina (hamina))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
|
Explanations in English | To behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. [1.2]
|
Examples | Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mihaminkamina |
Past : |
nihaminkamina |
Future : |
hihaminkamina |
Imperative : |
mihaminkamìna |
|
Synonyms | |
|
Entry |
mihaminkamìna
(haminkamina (hamina))
|
Part of speech | imperative of active verb mihaminkamina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
Synonyms | |
|