Entry (1/2) | 1 miramarama |
Root | 2 ramarama |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 mihaingo [Tanosy]
[1.78] 5 Sady lava no matsilotsilo, tsokitsoky loha: Miramarama ny tandrok' ity omby ity 6 Tonga misososososo, misasasasa: Niramarama erỳ izy niditra tao an-trano 7 Mitondra haingo maro be sady lafo vidy: Avy nijery lanonana Randria; tsy nisy tsy niherika nahita azy niramarama [1.1] |
Explanations in English |
8 to wear ostentatious ornaments. [1.2] |
Explanations in French |
9 Etre long et pointu, comme les cornes ; se parer à l’excès [1.3#504] |
Analogs | 10 mihaingo, miraratra, miravaka, miangolavaitra, miramatra |
Entry (2/2) | 11 miramarama |
Part of speech | 12 active verb |
Explanations in Malagasy |
13 tonga maro hisakafo amin'ny famorana [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 14 iramaramam, miramarama, ramaramaim |
Updated on 2024/02/29 |