Entry | 1 fihaingo |
Root | 2 haingo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mihaingo: Manao fihaingon' adala koa iny vehivavy iny [1.1] |
Explanations in French |
5 La manière de se parer [1.3#206] |
Examples |
6 Ho tereko tenda ianao koa, fa adala fihaingo ihany koa! [2.245#] 7 Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho. [2.436#] |
Anagrams | 8 faingohi, faingohy, fihaingo |
Updated on 2023/01/09 |