|
|
|
|

Entry1  firavaka
Root  2  ravaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran' ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny volo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany [1.1]
Explanations in English  5  jewelry [1.7]
Explanations in French  6  bijou [1.8]
Examples  7  Tena volamena izany, sa firavaka rombahina? [2.1022#]
8  Ny karazan-bakana dia firavaka tian-dry zareo fatratra. [1.437#]
Proverbs  9  Proverbs containing the word firavaka
Article  10  Randzavola: firavaka ao amin' ny Baiboly (=> ravaka)

Updated on 2023/01/20