Entry | foana | ||||||||||||||||||
Part of speech | adjective or adverb | ||||||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy misy na inona na inona ao anatin' ny, babangoana: Tanàna foana Tsy misy vidiny; tsy misy lanjany; maivana; tslnontsinona: Hevi-poana izany Heverina ho toy ny tsy misy antony, tsy azo ekena, tsy manana ny maha-ara-dalàna azy: Foana ny fangatahanao / Foana ny fanambadiany satria noterena razazavavy Very daholo, levona: Foana ny haren-dRakoto Tsy tanteraka: Foana ny fikosako noho io loza tsy nampoizina io Tsy misy vokany: Manasatena foana ianao manao an' io fa tsy raharahain' ny ankizy akory Tsy an-kijanona: Miasa foana izy na marary aza [1.1] | ||||||||||||||||||
Explanations in English | Empty, void [1.2, 1.7] | ||||||||||||||||||
Vain Freely, foolishly, uselessly [1.2] | |||||||||||||||||||
Explanations in French | Vide [1.3, 1.8] | ||||||||||||||||||
Vacant, vain, frivole, insignifiant, inutile, nul, épuisé, perdu Sans but, inutilement [1.3] | |||||||||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||||||||
Phytonyms |
| ||||||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word foana | ||||||||||||||||||
Anagrams | afano, afona, fanao, fanoa, foana, ofana |
Updated on 2023/04/14 |