Entry | maro foana toa tanam-poza | |
Elementary words | maro ; foana ; toa ; tanana ; foza | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona maro izay tsy mahavita inona akory raha misy raharaha atao fa toa manelingelina indray aza izy ireo amin' ny hamaroany [1.1] | |
Updated on 2023/04/14 |