|
|
|
|

Entry1  maro foana toa tanam-poza
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona maro izay tsy mahavita inona akory raha misy raharaha atao fa toa manelingelina indray aza izy ireo amin' ny hamaroany
Elementary words  4  maro, foana, toa, tanana, foza

Updated on 2024/12/07