|
|
|
|

Entry1  maro
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro
Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka
Explanations in English  4  [1.7] many
Explanations in French  5  [1.8] beaucoup, nombreux
Examples  6  ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra. [2.324]
7  Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina: [2.471]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
13  Adverbs :
Synonyms  14  betsaka
Antonyms  15  vitsy
Compound words 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Toponyms 
Proverbs  108  Proverbs containing the word maro

Anagrams  109 

Updated on 2025/01/21