|
|
|
|

Entry1  betsaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Be isa, be dia be: Betsaka ny karazan' olona eto ambonin' ny tany ~ Misy voay ve atỳ aminareo? Betsaka azy atỳ avarabaratra atỳ, tompoko
Explanations in English  4  [1.2] much, many, in great quantities, in great numbers. See maro, be. [Mal. Besar.]
5  [1.7] many; much
Explanations in French  6  [1.8] nombreux; beaucoup
Examples  7  betsaka ny olona niditra. [2.472]
8  Misaotra betsaka, hoy i Donga. [2.472]
9  Lehibe noho ny olona ny sary iray, ary betsaka ny faritra boribory mitatao etsy sy roa. [2.470]
10  Dia nisotro toaka betsaka izy rehetra. [2.48]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
15  Adverbs :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word betsaka

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/21