Entry | 1 hamaroana |
Root | 2 maro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra maro; habetsahana: Tsy azoko omena naoty betsaka ianao noho ny hamaroan' ny diso tamin' ny soratononinao [1.1] |
Anagrams | 5 amahorana, amoharana, amorahana, hamaroana |
Updated on 2023/01/05 |