Examples |
5 Ary namalian' ny be sy ny maro hoe: - Izany! [2.270#12]
6 ny be sy ny maro kosa niditra avy eo amin' ny varavarana atsimo [2.649#131]
7 Avelan' ny rahona hilatsaka izy sy hirotsaka amin' ny be sy ny maro [2.996]
8 Ka dia an' ny be sy ny maro ny mieritreritra na handroso na hihemotra [2.588]
9 Ny tongotra anefa aza mila kiraro, ka ho aiza raha hiala amin' ny be sy ny maro? [1.302]
10 Ny hena sisa dia zarain' ny be sy ny maro dia mirava fa vita ny sorona [1.353]
11 Sampona sendra maningana ity, sa tena santionan' ny toetry ny be sy ny maro? [2.285#110]
12 Fa tsy handà izay marin'ny be sy ny maro io tsy akory, fa fanovan'ny Ombalahibemaso! [2.298#106]
|