Entry | 1 vitsy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy maro na betsaka, tsy firy, kely isa: Vitsy kely foana ny olona nahafantatra azy tata an-tanàna [1.1] |
Explanations in English |
4 few [1.7] |
Explanations in French |
5 peu nombreux, rare [1.8] |
Examples |
6 Be noho vitsy isika eto [2.895#116] 7 dia andro vitsy vitsy foana [2.59#207] 8 Ka olom-bitsy sa vahoaka, tompoko, no manao izany? [2.643#197] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 16 kely, vitsy kely, tsy maro, tsy firy, azo isaina, ankavitsiana, vitsy dia vitsy, azo isaina amin' ny rantsan-tanana, tsirairay tadiavina, zara raha misy |
Compound words |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word vitsy |
Updated on 2023/06/12 |