Entry | 1 havitsiana |
Root | 2 vitsy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Hakelezana isa: Mahabe fanantenana ny havitsian' ny olon-dratsy amin' itỳ tanàna itỳ |
Explanations in English |
5 [1.7] smallness of number, fewness |
Explanations in French |
6 [1.8] le petit nombre, rareté |
Examples |
7 Ny sisa tafajanona dia tsy tamana intsony noho ny havitsiana, ka dia nirenireny foana tany anaty ala tany; [2.357#] |
Derivatives |
|
Synonyms | 10 fahavitsiana |
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |