Entry | 1 ankavitsiana |
Part of speech | 2 noun or adverb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy betsaka, vitsy kely |
Explanations in French |
4 [1.3] en petit nombre le petit nombre |
Examples |
5 [2.48] ary ankavitsiana hiany ny trano manara 6 [2.285#] Mino izahay fa ankavitsiana no azo lazaina ho mpila handitra tamin' izy ireo. |
Root | 7 havitsiana |
Morphology |
|
Anagrams | 9 anaviantsika, ankavitsiana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |