Entry | 1 manavitsy |
Root | 2 vitsy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampihena isa |
Explanations in English |
5 [1.7] to reduce in number |
Explanations in French |
6 [1.8] réduire en nombre |
Examples |
7 fa samy misy làlan-drazana hiany avokoa isam-bohitra, fa izany no tokony tsy hahaketraka ny mpiasa, ary mampiasa ny malaina, sy manavitsy ny mpangalatra; [0.0#] |
Morphology |
|
Other spellings | 12 mamitsy |
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |