Entry | 1 maimaim-poana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tsy vidina, tsy andoavam-bola, tsy misy takalony na vidiny fa atao fotsiny amin' izao: Omeko anao maimaim-poana iny boky iny |
Explanations in English |
4 [1.7] given freely, for free |
Explanations in French |
5 [1.8] gratuit, donné pour rien |
Examples |
6 [2.499#] Tsy hamela ahy maimaimpoana ny feon' ny fieritreretana! 7 [1.320#] Mandamina fanabeazam-bahoaka maimaimpoana sy takatry ny rehetra hidirana ny Fanjakana. 8 [2.285#] ny voninahitra na dia ny kely indrindra aza, aza omena maimaimpoana, fa ataovy valim-pitian' ny fahazotoana sy ny fahendrena; |
Elementary words | 9 maimaina, foana |
Illustrations |
|
Updated on 2024/12/08 |
![]() |