Examples |
1 | Araka ny hevitray tokoa dia ny lamandy sy ny sazy fotsiny ihany no voakasiky ny fanafoanana.
[4.27]
|
2 | Noho ny fahalalana nombam-pikirizana nataony tany amin' ny Antenimieram-Pirenena frantsay sy teto an-toerana, azony ny fanafoanana ny miaramilam-potaka.
[2.472]
|
3 | Antony iray lehibe nitarika ny fitokonan'ny mpianatra, niteraka fanonganam-panjakana io, ka anisan'ny fitakiana fototra nataon'ny vahoaka ny fanafoanana ny sekoly miangatra!
[2.503]
|
|